Izaho mino an’Andriamanitra,
Ray mahefa ny zavatra rehetra,
nahary ny lanitra sy ny tany.
Izaho mino an’i Jesoa Kristy,
Zanany tokana Tompontsika;
noforonin’ny Fanahy Masina,
naterak’i Maria Virjiny;
nijaly faha-Pontsy Pilaty,
nofantsihana tamin’ny
hazofijaliana,
maty dia nalevina;
nidina tany ambanin’ny tany;
nitsangan-ko velona tamin’ny
andro fahatelo;
niakatra any an-danitra,
mipetraka eo
ankavan’Andriam...
Read More
Prières
Arahaba ry Maria
Arahaba ry Marie
feno hasoavana
Ny tompo ao aminao
Nosoavina noho ny vehivavy
rehetra ianao
Ary nosoavina i Jesoa
nateraky ny kibonao
Masina Marie
Renin’Andriamanitra
Mivavaha ho anay mpanota
Ankehitriny ary amin’ny
andro hahafatesanay
Amen
Je vous salue Marie
pleine de grâce
Le Seigneur et avec vous
Vous êtes bénie entre
toutes les femmes
Et Jésus le fruit de vos
entrailles est béni
...
Read More
Rainay Any An-danitra
Rainay any an-danitra
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao
Ho tanteraka anie ny sitraponao
Ety an-tany tahaka ny any an-danitra
Omeo anay anio ny haninay
isan’andro
Avelao ny fahotanay
Tahaka ny amelanay
izay nanao ratsy taminay
Aza avela ho avelanao ho azon’ny
fitaoman-dratsy izahay
Fa manafaha anay amin’ny ratsy.Amen
Notre Père qui es aux cieux
Que ton nom soit sanctifié
Que ton règne vienne
Que ta volonté soit faite
sur la terre comme au ciel
Don...
Read More