Repas RELAI Notre Dame Réconciliatrice

Araka ny fanao isan-taona dia misy fiaraha-misakafo hifampizarana ato amin'ny Fiangonana Notre Dame Réconciliatrice  ny  Zoma 13 Novambra ho avy izao manomboka amin'ny  7 ora hariva. Io mipaingotra io ny "bulletin d'inscription"  ka ny alatsinainy 9 novambra 2015  no fara- fisoratana. Hasaina isika ho tonga maro sady manana anjara fanentanana isika mandritra ny sakafo
Plus