"Je chanterai l'Eternel tant que je vivrai, je louerai mon Dieu tant que j'existerai." Psaumes 133:10
Chers amis et familles de la Communauté Catholique Malgache de Grenoble,
Au nom de tous les membres de la chorale Vetsompiderana, nous vous adressons nos sincères remerciements pour votre présence et votre participation à notre concert spirituel qui s'est déroulé le samedi 13 Mai dernier. Un grand merci à tous ceux qui nous ont aidés à la réalisation de ce concert, notamment à vous père Daniel...
Read More
Soeur Marie Thérèse
Hira Faneva Zaikam-paritra Strasbourg 2016
***RAY BE INDRAFO***
I- Ray Mpahary sy avo indrindra Ianao
Mihaino antso sy mamindra fo
Nomenao anay ny zanaka lahitokanao x2
Lehibe ny fitiavanao anay
II- Jesoa o Ianao nanafatra
Hahay hifankatia sy hamela heloka
Ho fitaratra ho an’ny hafa ny fiainanay x2
Hahalalana fa mpianatrao zahay
III- Namako o andeha hiara dia
Haneho, hiaina, hizara Ilay Fitia
Vavolombelona hampiharihary x2
Famindrampo tsy mety lany
Ref:
Noho ny famindram-ponao ry Ray
Midera mankalaza e (Nomenao)...
Read More
Nous contacter
Mail : contact@katolika-grenoble.fr
Eglise Saint Bernard - 59 Avenue Potié 38400
Read More
Lamesa alahady 24 janvier 2021

Alahady 24 janvier 2021, @ 10h
Eglise St Bernard 56 Avenue Potié 38400 Saint Martin d’hères
Read More
slide
Repas RELAI Notre Dame Réconciliatrice
Araka ny fanao isan-taona dia misy fiaraha-misakafo hifampizarana ato amin'ny Fiangonana Notre Dame Réconciliatrice
ny Zoma 13 Novambra ho avy izao manomboka amin'ny 7 ora hariva.
Io mipaingotra io ny "bulletin d'inscription" ka ny alatsinainy 9 novambra 2015 no fara- fisoratana. Hasaina isika ho tonga maro sady manana anjara fanentanana isika mandritra ny sakafo
Read More
Fiekem-pinoana
Izaho mino an’Andriamanitra,
Ray mahefa ny zavatra rehetra,
nahary ny lanitra sy ny tany.
Izaho mino an’i Jesoa Kristy,
Zanany tokana Tompontsika;
noforonin’ny Fanahy Masina,
naterak’i Maria Virjiny;
nijaly faha-Pontsy Pilaty,
nofantsihana tamin’ny
hazofijaliana,
maty dia nalevina;
nidina tany ambanin’ny tany;
nitsangan-ko velona tamin’ny
andro fahatelo;
niakatra any an-danitra,
mipetraka eo
ankavan’Andriam...
Read More
Arahaba ry Maria
Arahaba ry Marie
feno hasoavana
Ny tompo ao aminao
Nosoavina noho ny vehivavy
rehetra ianao
Ary nosoavina i Jesoa
nateraky ny kibonao
Masina Marie
Renin’Andriamanitra
Mivavaha ho anay mpanota
Ankehitriny ary amin’ny
andro hahafatesanay
Amen
Je vous salue Marie
pleine de grâce
Le Seigneur et avec vous
Vous êtes bénie entre
toutes les femmes
Et Jésus le fruit de vos
entrailles est béni
...
Read More
Rainay Any An-danitra
Rainay any an-danitra
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao
Ho tanteraka anie ny sitraponao
Ety an-tany tahaka ny any an-danitra
Omeo anay anio ny haninay
isan’andro
Avelao ny fahotanay
Tahaka ny amelanay
izay nanao ratsy taminay
Aza avela ho avelanao ho azon’ny
fitaoman-dratsy izahay
Fa manafaha anay amin’ny ratsy.Amen
Notre Père qui es aux cieux
Que ton nom soit sanctifié
Que ton règne vienne
Que ta volonté soit faite
sur la terre comme au ciel
Don...
Read More